# lamba hariry akanjo vita amin'ny kofehy hariry # nitafy nasarona nanodidina Azy. # Rehefa nosamborin'ny olona izy "Rehefa nosamborin'ny olona io lehilahy io" # dia navelany teo ny lambany Raha mbola niezaka nandositra ilay lehilahy, dia nosamborin'ny hafa tamin'ny lambany, mba hanajanonana azy.