forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.0 KiB
Markdown
28 lines
1.0 KiB
Markdown
# nahita azy ireo natory
|
|
|
|
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.
|
|
|
|
# fa navesatry ny torimaso ny mason'izy ireo
|
|
|
|
Eto ny mpanoratra dia miresaka momba ny olona te-hatory ka tsy mahavita manajanona ny masony hisokatra toy ny hoe: "maso mavesatry ny torimaso" DH: " fa te-hatory izy ireo ka tsy nahavita nanajanona ny mason'izy ireo hisokatra"
|
|
|
|
# Nanatona fanintelony Izy
|
|
|
|
Jesosy nandeha ary nivavaka indray. Niverina fanintelony teo amin'izy ireo Izy. DH: "Ary nandeha Jesosy ka nivavaka indray. Niverina fanintelony Izy"
|
|
|
|
# Mbola matory sy maka aina foana va ianareo?
|
|
|
|
Jesosy nibedy an'ireo mpianany satria tsy niari-tory sy nivavaka izy ireo. Afaka atao toy ny fanontaniana tsy mila valiny izany. DH: "Mbola matory sy maka aina foana ve ianareo!"
|
|
|
|
# Efa tonga ny fotoana
|
|
|
|
Tonga ny fotoana hijalian'i Jesosy sy ny hamadihan'i Jodasy Azy.
|
|
|
|
# Jereo
|
|
|
|
"Henoy!"
|
|
|
|
# Ny Zanak'Olona nivadihana
|
|
|
|
Jesosy dia mampitandrina ireo mpianany fa efa akaiky azy ireo ilay mpamadika Azy. DH: "Izaho, Zanak'Olona, izay nivadihana"
|