plt_tn/mrk/14/40.md

1.0 KiB

nahita azy ireo natory

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.

fa navesatry ny torimaso ny mason'izy ireo

Eto ny mpanoratra dia miresaka momba ny olona te-hatory ka tsy mahavita manajanona ny masony hisokatra toy ny hoe: "maso mavesatry ny torimaso" DH: " fa te-hatory izy ireo ka tsy nahavita nanajanona ny mason'izy ireo hisokatra"

Nanatona fanintelony Izy

Jesosy nandeha ary nivavaka indray. Niverina fanintelony teo amin'izy ireo Izy. DH: "Ary nandeha Jesosy ka nivavaka indray. Niverina fanintelony Izy"

Mbola matory sy maka aina foana va ianareo?

Jesosy nibedy an'ireo mpianany satria tsy niari-tory sy nivavaka izy ireo. Afaka atao toy ny fanontaniana tsy mila valiny izany. DH: "Mbola matory sy maka aina foana ve ianareo!"

Efa tonga ny fotoana

Tonga ny fotoana hijalian'i Jesosy sy ny hamadihan'i Jodasy Azy.

Jereo

"Henoy!"

Ny Zanak'Olona nivadihana

Jesosy dia mampitandrina ireo mpianany fa efa akaiky azy ireo ilay mpamadika Azy. DH: "Izaho, Zanak'Olona, izay nivadihana"