plt_tn/mrk/14/30.md

16 lines
367 B
Markdown

# Lazaiko marina aminareo
Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.
# handà Ahy
"hilaza fa tsy mahafantatra Ahy ianao"
# Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho
"Na dia ho faty aza aho"
# Dia samy nampanantena toy izany avokoa izy rehetra
Izany dia midika fa niteny tahaka izay nolazain'i Petera avokoa ny mpianatra rehetra.