plt_tn/mrk/14/30.md

367 B

Lazaiko marina aminareo

Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.

handà Ahy

"hilaza fa tsy mahafantatra Ahy ianao"

Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho

"Na dia ho faty aza aho"

Dia samy nampanantena toy izany avokoa izy rehetra

Izany dia midika fa niteny tahaka izay nolazain'i Petera avokoa ny mpianatra rehetra.