# Lazaiko marina aminareo Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja. # handà Ahy "hilaza fa tsy mahafantatra Ahy ianao" # Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho "Na dia ho faty aza aho" # Dia samy nampanantena toy izany avokoa izy rehetra Izany dia midika fa niteny tahaka izay nolazain'i Petera avokoa ny mpianatra rehetra.