plt_tn/mrk/14/26.md

331 B

hira fiderana

Fombafomba fihiran'izy ireo ny Salamon'ny Testamenta Taloha.

Hoy Jesosy tamin'izy ireo

"Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"

Handao avokoa

"hamela Ahy irery"

Hamely ny mpiandry ondry Aho

"hamono." Eto ny "Aho" dia maneho an'Andriamanitra.

hiparitaka ny ondry

Afaka atao hoe: "Hanaparitaka ny ondry Aho"