# hira fiderana Fombafomba fihiran'izy ireo ny Salamon'ny Testamenta Taloha. # Hoy Jesosy tamin'izy ireo "Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany" # Handao avokoa "hamela Ahy irery" # Hamely ny mpiandry ondry Aho "hamono." Eto ny "Aho" dia maneho an'Andriamanitra. # hiparitaka ny ondry Afaka atao hoe: "Hanaparitaka ny ondry Aho"