plt_tn/mrk/14/26.md

20 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# hira fiderana
Fombafomba fihiran'izy ireo ny Salamon'ny Testamenta Taloha.
# Hoy Jesosy tamin'izy ireo
"Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"
# Handao avokoa
"hamela Ahy irery"
# Hamely ny mpiandry ondry Aho
"hamono." Eto ny "Aho" dia maneho an'Andriamanitra.
# hiparitaka ny ondry
Afaka atao hoe: "Hanaparitaka ny ondry Aho"