plt_tn/mrk/14/22.md

780 B

ny mofo

Mofo fisaka tsy misy masirasira, izay anisan'ny sakafo hohanina amin'ny Paska.

Dia nandray ny kaopy Izy

Eto ny "kaopy" dia hevitra ambadiky ny divay. DH: "Nandray ny kaopy misy divay Izy"

Ity ny ràn'ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka ho an'ny maro

Ny fanekem-pihavanana dia ho an'ny famelana ny fahotana. DH: "Ity ny ràko izay manamafy ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka mba hahazoan'ny maro ny famelana ny fahotana"

Ity ny ràko

"Ity divay ity no ràko." Tsy tena hoe rà ny divay, fa ny divay eto dia maneho ny ràn'i Jesosy.

Lazaiko marina aminareo

Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.

vokatr'ity voaloboka ity

Maneho ny "divay" izany.

indray

Ny mety ho dikany hafa: "amin'ny fomba vaovao"