plt_tn/mrk/14/22.md

28 lines
780 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ny mofo
Mofo fisaka tsy misy masirasira, izay anisan'ny sakafo hohanina amin'ny Paska.
# Dia nandray ny kaopy Izy
Eto ny "kaopy" dia hevitra ambadiky ny divay. DH: "Nandray ny kaopy misy divay Izy"
# Ity ny ràn'ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka ho an'ny maro
Ny fanekem-pihavanana dia ho an'ny famelana ny fahotana. DH: "Ity ny ràko izay manamafy ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka mba hahazoan'ny maro ny famelana ny fahotana"
# Ity ny ràko
"Ity divay ity no ràko." Tsy tena hoe rà ny divay, fa ny divay eto dia maneho ny ràn'i Jesosy.
# Lazaiko marina aminareo
Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.
# vokatr'ity voaloboka ity
Maneho ny "divay" izany.
# indray
Ny mety ho dikany hafa: "amin'ny fomba vaovao"