# ny mofo Mofo fisaka tsy misy masirasira, izay anisan'ny sakafo hohanina amin'ny Paska. # Dia nandray ny kaopy Izy Eto ny "kaopy" dia hevitra ambadiky ny divay. DH: "Nandray ny kaopy misy divay Izy" # Ity ny ràn'ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka ho an'ny maro Ny fanekem-pihavanana dia ho an'ny famelana ny fahotana. DH: "Ity ny ràko izay manamafy ny fanekem-pihavanako, rà izay alatsaka mba hahazoan'ny maro ny famelana ny fahotana" # Ity ny ràko "Ity divay ity no ràko." Tsy tena hoe rà ny divay, fa ny divay eto dia maneho ny ràn'i Jesosy. # Lazaiko marina aminareo Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja. # vokatr'ity voaloboka ity Maneho ny "divay" izany. # indray Ny mety ho dikany hafa: "amin'ny fomba vaovao"