plt_tn/mrk/14/10.md

552 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Taorian'ny nanosoran'ilay vehivavy menaka manitra an'i Jesosy, Jodasy nampanantena an'i Jesosy fa hanafaka Azy amin'ireo lohan'ny mpisorona.

hahafahany manolotra Azy eo amin'izy ireo.

Jodasy dia tsy hanafaka an'i Jesosy eo amin'izy ireo akory, fa hanao fifanarahana amin'izy ireo. DH: "mba hifanarahana amin'izy ireo no hanolorana an'i Jesosy amin'izy ireo."

Rehefa nandre izany ireo lohan'ny mpisorona

Afaka atao mazava kokoa hoe: "Rehefa nandre izay ho ataony miaraka amin'izy ireo ny lohan'ny mpisorona"