plt_tn/mrk/14/10.md

12 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Taorian'ny nanosoran'ilay vehivavy menaka manitra an'i Jesosy, Jodasy nampanantena an'i Jesosy fa hanafaka Azy amin'ireo lohan'ny mpisorona.
# hahafahany manolotra Azy eo amin'izy ireo.
Jodasy dia tsy hanafaka an'i Jesosy eo amin'izy ireo akory, fa hanao fifanarahana amin'izy ireo. DH: "mba hifanarahana amin'izy ireo no hanolorana an'i Jesosy amin'izy ireo."
# Rehefa nandre izany ireo lohan'ny mpisorona
Afaka atao mazava kokoa hoe: "Rehefa nandre izay ho ataony miaraka amin'izy ireo ny lohan'ny mpisorona"