# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Taorian'ny nanosoran'ilay vehivavy menaka manitra an'i Jesosy, Jodasy nampanantena an'i Jesosy fa hanafaka Azy amin'ireo lohan'ny mpisorona. # hahafahany manolotra Azy eo amin'izy ireo. Jodasy dia tsy hanafaka an'i Jesosy eo amin'izy ireo akory, fa hanao fifanarahana amin'izy ireo. DH: "mba hifanarahana amin'izy ireo no hanolorana an'i Jesosy amin'izy ireo." # Rehefa nandre izany ireo lohan'ny mpisorona Afaka atao mazava kokoa hoe: "Rehefa nandre izay ho ataony miaraka amin'izy ireo ny lohan'ny mpisorona"