plt_tn/mrk/13/09.md

976 B

Mitandrema ianareo

"Mivonona amin'izay mety ho ataon'ny olona aminareo"

Ho atolotr'izy ireo amin'ny

Izany dia midika fisamborana olona iray ary fanolorana azy eo amin'ny fahefan'olon-kafa. DH: "hisambotra anao ary hanolotra anao amin'ny"

ary ho kapohina

Afaka atao hoe: "hokapohin'ny olona"

Hitsangana manoloana ianareo

Izany dia midika hoe atao fanadihadiana sy tsaraina. DH: "Ho hadihadiana aloha Ianao" na "Ho entina eo amin'ny fanadihadiana ary ho tsaraina"

noho ny Amiko

"noho Izaho"

ho vavolombelona amin'izy ireo

Izany dia midika fa hijoro vavolombelona momba an'i Jesosy izy ireo. DH: "ary hijoro vavolombelona momba Ahy amin'izy ireo" na "hiteny ny momba Ahy amin'izy ireo"

Fa ny Filazantsara dia tsy maintsy ho toriana any amin'ny firenena rehetra aloha

Jesosy dia mbola miresaka momba ny zavatra izay tsy maintsy hiseho alohan'ny farany. DH: "Fa ny Filazantsara dia tsy maintsy ho toriana amin'ny firenena rehetra mialohan'ny fiafarana."