plt_tn/mrk/13/05.md

20 lines
428 B
Markdown

# tamin'izy ireo
"tamin'ireo mpianatra"
# tsy hisy olona hamitaka anareo
Jesosy dia mampitandrina ireo mpianany mba tsy ho voafitaky na iza na iza momba izay hiseho. DH: "famitahana anareo momba izay hiseho"
# amin'ny Anarako
Ny mety ho dikan-teny hafa: 1) "hanambara ny fahefako" na 2) "hanambara fa nirahin'Andriamanitra izy ireo."
# Izaho no izy
"Izaho no Kristy"
# maro no ho voafitany
"olona maro no ho voafitany"