# tamin'izy ireo "tamin'ireo mpianatra" # tsy hisy olona hamitaka anareo Jesosy dia mampitandrina ireo mpianany mba tsy ho voafitaky na iza na iza momba izay hiseho. DH: "famitahana anareo momba izay hiseho" # amin'ny Anarako Ny mety ho dikan-teny hafa: 1) "hanambara ny fahefako" na 2) "hanambara fa nirahin'Andriamanitra izy ireo." # Izaho no izy "Izaho no Kristy" # maro no ho voafitany "olona maro no ho voafitany"