plt_tn/mrk/13/05.md

428 B

tamin'izy ireo

"tamin'ireo mpianatra"

tsy hisy olona hamitaka anareo

Jesosy dia mampitandrina ireo mpianany mba tsy ho voafitaky na iza na iza momba izay hiseho. DH: "famitahana anareo momba izay hiseho"

amin'ny Anarako

Ny mety ho dikan-teny hafa: 1) "hanambara ny fahefako" na 2) "hanambara fa nirahin'Andriamanitra izy ireo."

Izaho no izy

"Izaho no Kristy"

maro no ho voafitany

"olona maro no ho voafitany"