plt_tn/mrk/12/24.md

729 B

Tsy izany va no antony maha-diso hevitra anareo ... ny herin'Andriamanitra?

Jesosy dia mibedy ireo Sadoseo satria diso hevitra momba ny lalàn'Andriamanitra izy ireo. DH: "Diso ianareo satria ... ny herin'Andriamanitra."

tsy fantatrareo na ny Soratra Masina

Izany dia midika fa izy ireo dia tsy mahatakatra izay voasoratra ao amin'ny soratra masina ao amin'ny Testamenta Taloha.

ny herin'Andriamanitra

"tahaka ny ahoana ny herin'Andriamanitra"

Satria rehefa mitsangana amin'ny maty izy ireo

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo rahalahy sy ireo vehivavy tao amin'ny fanoharana.

mitsangana amin'ny maty

Izany dia midika fa velona indray.

any an-danitra

Izany dia maneho ny fitoeran'Andriamanitra.