plt_tn/mrk/12/24.md

24 lines
729 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Tsy izany va no antony maha-diso hevitra anareo ... ny herin'Andriamanitra?
Jesosy dia mibedy ireo Sadoseo satria diso hevitra momba ny lalàn'Andriamanitra izy ireo. DH: "Diso ianareo satria ... ny herin'Andriamanitra."
# tsy fantatrareo na ny Soratra Masina
Izany dia midika fa izy ireo dia tsy mahatakatra izay voasoratra ao amin'ny soratra masina ao amin'ny Testamenta Taloha.
# ny herin'Andriamanitra
"tahaka ny ahoana ny herin'Andriamanitra"
# Satria rehefa mitsangana amin'ny maty izy ireo
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo rahalahy sy ireo vehivavy tao amin'ny fanoharana.
# mitsangana amin'ny maty
Izany dia midika fa velona indray.
# any an-danitra
Izany dia maneho ny fitoeran'Andriamanitra.