# Tsy izany va no antony maha-diso hevitra anareo ... ny herin'Andriamanitra? Jesosy dia mibedy ireo Sadoseo satria diso hevitra momba ny lalàn'Andriamanitra izy ireo. DH: "Diso ianareo satria ... ny herin'Andriamanitra." # tsy fantatrareo na ny Soratra Masina Izany dia midika fa izy ireo dia tsy mahatakatra izay voasoratra ao amin'ny soratra masina ao amin'ny Testamenta Taloha. # ny herin'Andriamanitra "tahaka ny ahoana ny herin'Andriamanitra" # Satria rehefa mitsangana amin'ny maty izy ireo Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo rahalahy sy ireo vehivavy tao amin'ny fanoharana. # mitsangana amin'ny maty Izany dia midika fa velona indray. # any an-danitra Izany dia maneho ny fitoeran'Andriamanitra.