plt_tn/mrk/12/16.md

681 B

Dia nitondran'izy ireo vola iray

Ireo Fariseo sy ireo Herodiana nitondra denaria iray"

Endrika sy soratra

"sary sy anarana"

Hoy izy ireo hoe: "An'i Kaisara

Afaka ampiana io fehezanteny io: "Hoy izy ireo hoe: 'sary sy anaran'i Kaisara ireo"'

Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara

Jesosy dia nampianatra fa ny olony dia tsy maintsy manaja ny governemanta amin'ny fandoavan-ketra. Io endri-teny io dia afaka hazavaina amin'ny fanovana ho governemanta Romana ny an'ny Kaisara. DH: "Omeo ny governemanta Romana izay an'ny governemanta Romana"

Dia talanjona taminy izy ireo

Gaga tamin'izay nolazain'i Jesosy izy ireo. DH: "Gaga taminy sy tamin'izay nolazainy izy ireo"