# Dia nitondran'izy ireo vola iray Ireo Fariseo sy ireo Herodiana nitondra denaria iray" # Endrika sy soratra "sary sy anarana" # Hoy izy ireo hoe: "An'i Kaisara Afaka ampiana io fehezanteny io: "Hoy izy ireo hoe: 'sary sy anaran'i Kaisara ireo"' # Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara Jesosy dia nampianatra fa ny olony dia tsy maintsy manaja ny governemanta amin'ny fandoavan-ketra. Io endri-teny io dia afaka hazavaina amin'ny fanovana ho governemanta Romana ny an'ny Kaisara. DH: "Omeo ny governemanta Romana izay an'ny governemanta Romana" # Dia talanjona taminy izy ireo Gaga tamin'izay nolazain'i Jesosy izy ireo. DH: "Gaga taminy sy tamin'izay nolazainy izy ireo"