plt_tn/mrk/12/16.md

20 lines
681 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Dia nitondran'izy ireo vola iray
Ireo Fariseo sy ireo Herodiana nitondra denaria iray"
# Endrika sy soratra
"sary sy anarana"
# Hoy izy ireo hoe: "An'i Kaisara
Afaka ampiana io fehezanteny io: "Hoy izy ireo hoe: 'sary sy anaran'i Kaisara ireo"'
# Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara
Jesosy dia nampianatra fa ny olony dia tsy maintsy manaja ny governemanta amin'ny fandoavan-ketra. Io endri-teny io dia afaka hazavaina amin'ny fanovana ho governemanta Romana ny an'ny Kaisara. DH: "Omeo ny governemanta Romana izay an'ny governemanta Romana"
# Dia talanjona taminy izy ireo
Gaga tamin'izay nolazain'i Jesosy izy ireo. DH: "Gaga taminy sy tamin'izay nolazainy izy ireo"