plt_tn/mrk/11/29.md

336 B

Lazao Amiko

"Valio Aho"

Ny batisan'i Jaona

"Ny batisa izay nataon'i Jaona"

avy any an-danitra va izany sa avy amin'ny olona

"fahefana avy any an-danitra sa avy amin'ny olombelona"

avy any an-danitra

Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra"

avy amin'ny olona

"avy amin'ny olombelona"