plt_tn/mrk/11/29.md

20 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Lazao Amiko
"Valio Aho"
# Ny batisan'i Jaona
"Ny batisa izay nataon'i Jaona"
# avy any an-danitra va izany sa avy amin'ny olona
"fahefana avy any an-danitra sa avy amin'ny olombelona"
# avy any an-danitra
Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra"
# avy amin'ny olona
"avy amin'ny olombelona"