# Lazao Amiko "Valio Aho" # Ny batisan'i Jaona "Ny batisa izay nataon'i Jaona" # avy any an-danitra va izany sa avy amin'ny olona "fahefana avy any an-danitra sa avy amin'ny olombelona" # avy any an-danitra Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra" # avy amin'ny olona "avy amin'ny olombelona"