plt_tn/mrk/11/24.md

16 lines
579 B
Markdown

# Noho izany Izaho milaza
"Ka Izaho milaza aminareo"
# dia ho azonareo izany
Hiseho izany satria Andriamanitra hanome izay angatahinareo. DH: "Andriamanitra hanao izany ho anareo"
# Rehefa mijoro sy mivavaka ianareo
Ny mitsangana rehefa mivavaka amin'Andriamanitra dia fombafomba hiraisana amin'ny kolontsaina Hebreo. DH: "Rehefa mivavaka ianao"
# izay alahelo rehetra anananareo amin'iza na amin'iza
"izay lolom-po rehetra anananareo amin'iza na iza." Eto ny teny hoe: "izay rehetra" dia maneho ny lolom-ponao amin'ny olona iray nanota na hatezeranao amin'ny olona iray.