# Noho izany Izaho milaza "Ka Izaho milaza aminareo" # dia ho azonareo izany Hiseho izany satria Andriamanitra hanome izay angatahinareo. DH: "Andriamanitra hanao izany ho anareo" # Rehefa mijoro sy mivavaka ianareo Ny mitsangana rehefa mivavaka amin'Andriamanitra dia fombafomba hiraisana amin'ny kolontsaina Hebreo. DH: "Rehefa mivavaka ianao" # izay alahelo rehetra anananareo amin'iza na amin'iza "izay lolom-po rehetra anananareo amin'iza na iza." Eto ny teny hoe: "izay rehetra" dia maneho ny lolom-ponao amin'ny olona iray nanota na hatezeranao amin'ny olona iray.