plt_tn/mrk/11/24.md

579 B

Noho izany Izaho milaza

"Ka Izaho milaza aminareo"

dia ho azonareo izany

Hiseho izany satria Andriamanitra hanome izay angatahinareo. DH: "Andriamanitra hanao izany ho anareo"

Rehefa mijoro sy mivavaka ianareo

Ny mitsangana rehefa mivavaka amin'Andriamanitra dia fombafomba hiraisana amin'ny kolontsaina Hebreo. DH: "Rehefa mivavaka ianao"

izay alahelo rehetra anananareo amin'iza na amin'iza

"izay lolom-po rehetra anananareo amin'iza na iza." Eto ny teny hoe: "izay rehetra" dia maneho ny lolom-ponao amin'ny olona iray nanota na hatezeranao amin'ny olona iray.