plt_tn/mrk/11/04.md

16 lines
487 B
Markdown

# Nandeha izy ireo
"Ireo mpianatra roa dia nandeha"
# nolazainy azy ireo
"Namaly izy ireo"
# ny tenin'i Jesosy tamin'izy ireo
"araka izay nolazain'i Jesosy ho valian'izy ireo" Izany dia maneho ny fomba nolazain'i Jesosy azy ireo hamaliana ny fanontanian'ny olona momba ny fangalana ilay zana-boriky.
# ary navelan'ny olona handeha amin'ny lalany izy ireo
Izany dia midika fa navelan'izy ireo hanohy izay nataony izy ireo. DH: "avelao haka ilay zana-boriky hiaraka aminy izy ireo"