plt_tn/mrk/11/04.md

487 B

Nandeha izy ireo

"Ireo mpianatra roa dia nandeha"

nolazainy azy ireo

"Namaly izy ireo"

ny tenin'i Jesosy tamin'izy ireo

"araka izay nolazain'i Jesosy ho valian'izy ireo" Izany dia maneho ny fomba nolazain'i Jesosy azy ireo hamaliana ny fanontanian'ny olona momba ny fangalana ilay zana-boriky.

ary navelan'ny olona handeha amin'ny lalany izy ireo

Izany dia midika fa navelan'izy ireo hanohy izay nataony izy ireo. DH: "avelao haka ilay zana-boriky hiaraka aminy izy ireo"