# Nandeha izy ireo "Ireo mpianatra roa dia nandeha" # nolazainy azy ireo "Namaly izy ireo" # ny tenin'i Jesosy tamin'izy ireo "araka izay nolazain'i Jesosy ho valian'izy ireo" Izany dia maneho ny fomba nolazain'i Jesosy azy ireo hamaliana ny fanontanian'ny olona momba ny fangalana ilay zana-boriky. # ary navelan'ny olona handeha amin'ny lalany izy ireo Izany dia midika fa navelan'izy ireo hanohy izay nataony izy ireo. DH: "avelao haka ilay zana-boriky hiaraka aminy izy ireo"