plt_tn/mrk/11/01.md

24 lines
700 B
Markdown

# Ary raha nandeha tany Jerosalema izy ireo, dia nanakaiky an'i Betifaga sy Betania, any an-tendrombohitr'Oliva
"Rehefa nanakaiky an'i Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia tonga tao Betifaga sy Betania akaikin'ny tendrombohitr'Oliva"
# Betifaga
Anarana tanàna iray.
# manoloana antsika
"eo alohantsika"
# zana-boriky iray
Maneho zana-boriky iray izay afaka mitondra olona.
# Nahoana ianareo no manao izao
Afaka tenenina mazava tsara izay soloin'ny "izao" toerana. DH: "Nahoana ianareo no mamaha fatorana sy maka ilay zana-boriky"
# haverina haingana aty izy
Jesosy dia hamerina haingana izany rehefa vita ny ilàny azy. DH: "hamerina izany eo no ho eo rehefa tsy ilainy intsony izany"