# Ary raha nandeha tany Jerosalema izy ireo, dia nanakaiky an'i Betifaga sy Betania, any an-tendrombohitr'Oliva "Rehefa nanakaiky an'i Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia tonga tao Betifaga sy Betania akaikin'ny tendrombohitr'Oliva" # Betifaga Anarana tanàna iray. # manoloana antsika "eo alohantsika" # zana-boriky iray Maneho zana-boriky iray izay afaka mitondra olona. # Nahoana ianareo no manao izao Afaka tenenina mazava tsara izay soloin'ny "izao" toerana. DH: "Nahoana ianareo no mamaha fatorana sy maka ilay zana-boriky" # haverina haingana aty izy Jesosy dia hamerina haingana izany rehefa vita ny ilàny azy. DH: "hamerina izany eo no ho eo rehefa tsy ilainy intsony izany"