plt_tn/mrk/11/01.md

700 B

Ary raha nandeha tany Jerosalema izy ireo, dia nanakaiky an'i Betifaga sy Betania, any an-tendrombohitr'Oliva

"Rehefa nanakaiky an'i Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia tonga tao Betifaga sy Betania akaikin'ny tendrombohitr'Oliva"

Betifaga

Anarana tanàna iray.

manoloana antsika

"eo alohantsika"

zana-boriky iray

Maneho zana-boriky iray izay afaka mitondra olona.

Nahoana ianareo no manao izao

Afaka tenenina mazava tsara izay soloin'ny "izao" toerana. DH: "Nahoana ianareo no mamaha fatorana sy maka ilay zana-boriky"

haverina haingana aty izy

Jesosy dia hamerina haingana izany rehefa vita ny ilàny azy. DH: "hamerina izany eo no ho eo rehefa tsy ilainy intsony izany"