plt_tn/mrk/10/51.md

12 lines
340 B
Markdown

# namaly azy
"namaly an'ilay lehilahy jamba"
# te-hahiratra aho
"afaka mijery"
# Ny finoanao no nahavonjy anao
Io fehezanteny io dia nosoratana toy izao mba hanasongadinana ny finoan'ilay lehilahy. Jesosy nanasitrana ilay lehilahy satria nino izy fa Jesosy dia afaka manasitrana azy. DH: "Izaho manasitrana anao satria ianao nino Ahy"