# namaly azy "namaly an'ilay lehilahy jamba" # te-hahiratra aho "afaka mijery" # Ny finoanao no nahavonjy anao Io fehezanteny io dia nosoratana toy izao mba hanasongadinana ny finoan'ilay lehilahy. Jesosy nanasitrana ilay lehilahy satria nino izy fa Jesosy dia afaka manasitrana azy. DH: "Izaho manasitrana anao satria ianao nino Ahy"