plt_tn/mrk/10/51.md

340 B

namaly azy

"namaly an'ilay lehilahy jamba"

te-hahiratra aho

"afaka mijery"

Ny finoanao no nahavonjy anao

Io fehezanteny io dia nosoratana toy izao mba hanasongadinana ny finoan'ilay lehilahy. Jesosy nanasitrana ilay lehilahy satria nino izy fa Jesosy dia afaka manasitrana azy. DH: "Izaho manasitrana anao satria ianao nino Ahy"