plt_tn/mrk/10/46.md

690 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Raha mbola nanohy nandeha nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana an'i Bartolomeo jamba i Jesosy, izay lasa niaraka tamin'izy ireo.

ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izay mpangataka sady jamba

"ilay mpangataka jamba antsoina hoe: Bartolomeo, zanak'i Timeo." Bartolomeo dia anaran'ilay lehilahy. Timeo dia anaran'ny rainy.

Rehefa nahare izy fa Jesosy izany

Bartolomeo nandre ireo olona niteny fa izy dia Jesosy. DH: "Rehefa nandre ny olona fa Jesosy izany"

Zanak'i Davida

Jesosy dia antsoina hoe Zanak'i Davida satria taranak'i Davida Izy. DH: "Ianao ilay Mesia avy amin'ny taranak'i Davida Mpanjaka"

Betsaka

"Olona maro"