plt_tn/mrk/10/46.md

20 lines
690 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Raha mbola nanohy nandeha nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana an'i Bartolomeo jamba i Jesosy, izay lasa niaraka tamin'izy ireo.
# ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izay mpangataka sady jamba
"ilay mpangataka jamba antsoina hoe: Bartolomeo, zanak'i Timeo." Bartolomeo dia anaran'ilay lehilahy. Timeo dia anaran'ny rainy.
# Rehefa nahare izy fa Jesosy izany
Bartolomeo nandre ireo olona niteny fa izy dia Jesosy. DH: "Rehefa nandre ny olona fa Jesosy izany"
# Zanak'i Davida
Jesosy dia antsoina hoe Zanak'i Davida satria taranak'i Davida Izy. DH: "Ianao ilay Mesia avy amin'ny taranak'i Davida Mpanjaka"
# Betsaka
"Olona maro"