# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Raha mbola nanohy nandeha nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana an'i Bartolomeo jamba i Jesosy, izay lasa niaraka tamin'izy ireo. # ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izay mpangataka sady jamba "ilay mpangataka jamba antsoina hoe: Bartolomeo, zanak'i Timeo." Bartolomeo dia anaran'ilay lehilahy. Timeo dia anaran'ny rainy. # Rehefa nahare izy fa Jesosy izany Bartolomeo nandre ireo olona niteny fa izy dia Jesosy. DH: "Rehefa nandre ny olona fa Jesosy izany" # Zanak'i Davida Jesosy dia antsoina hoe Zanak'i Davida satria taranak'i Davida Izy. DH: "Ianao ilay Mesia avy amin'ny taranak'i Davida Mpanjaka" # Betsaka "Olona maro"