plt_tn/mrk/10/35.md

8 lines
289 B
Markdown

# tianay raha mba ataonao izay rehetra angatahanay
Jakoba sy Jaona no miteny eto.
# ao amin'ny voninahitrao
"rehefa omem-boninahitra Ianao." Ny teny "ny voninahitrao" dia maneho an'i Jesosy rehefa nomem-boninahitra Izy ka hanapaka ny fanjakany. DH: "rehefa handidy ny fanjakanao Ianao"