plt_tn/mrk/10/35.md

289 B

tianay raha mba ataonao izay rehetra angatahanay

Jakoba sy Jaona no miteny eto.

ao amin'ny voninahitrao

"rehefa omem-boninahitra Ianao." Ny teny "ny voninahitrao" dia maneho an'i Jesosy rehefa nomem-boninahitra Izy ka hanapaka ny fanjakany. DH: "rehefa handidy ny fanjakanao Ianao"