# tianay raha mba ataonao izay rehetra angatahanay Jakoba sy Jaona no miteny eto. # ao amin'ny voninahitrao "rehefa omem-boninahitra Ianao." Ny teny "ny voninahitrao" dia maneho an'i Jesosy rehefa nomem-boninahitra Izy ka hanapaka ny fanjakany. DH: "rehefa handidy ny fanjakanao Ianao"