plt_tn/mrk/10/32.md

32 lines
884 B
Markdown

# Teny an-dalana izy ireo ... ary Jesosy nandeha nialoha azy ireo
"Teny an-dalana Jesosy sy ireo mpianany ... ary Jesosy nandeha nialoha ireo mpianany"
# ary ireo izay nanaraka Azy taoriana
olona izay nanaraka an'i Jesosy sy ireo mpianany.
# Jereo
"Henoy. "Jesosy nampiasa io teny io mba hisarihana ny olona, mba hampahafantatra azy ireo fa hiteny zavatra manan-danja Izy.
# Zanak'Olona
Jesosy dia miresaka momba ny tenany. Afaka atao hoe: "Izaho, ilay Zanak'Olona,"
# ny Zanak'Olona dia atolotra ny
DH: "hisy olona iray hanolotra ny Zanak'Olona amin'ny" na "izy ireo dia hametraka ny Zanak'Olona eo am-pelatanan'ny"
# Ho helohin'izy ireo
Ny "izy ireo" dia maneho ny lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna.
# ary hatolony
"hametraka Azy eo am-pelatanan'ny." Izany dia midika fa atolotra ny fahefan'ny Jentilisa i Jesosy.
# Ireo dia haneso Azy
"Haneso Azy ny olona"