# Teny an-dalana izy ireo ... ary Jesosy nandeha nialoha azy ireo "Teny an-dalana Jesosy sy ireo mpianany ... ary Jesosy nandeha nialoha ireo mpianany" # ary ireo izay nanaraka Azy taoriana olona izay nanaraka an'i Jesosy sy ireo mpianany. # Jereo "Henoy. "Jesosy nampiasa io teny io mba hisarihana ny olona, mba hampahafantatra azy ireo fa hiteny zavatra manan-danja Izy. # Zanak'Olona Jesosy dia miresaka momba ny tenany. Afaka atao hoe: "Izaho, ilay Zanak'Olona," # ny Zanak'Olona dia atolotra ny DH: "hisy olona iray hanolotra ny Zanak'Olona amin'ny" na "izy ireo dia hametraka ny Zanak'Olona eo am-pelatanan'ny" # Ho helohin'izy ireo Ny "izy ireo" dia maneho ny lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna. # ary hatolony "hametraka Azy eo am-pelatanan'ny." Izany dia midika fa atolotra ny fahefan'ny Jentilisa i Jesosy. # Ireo dia haneso Azy "Haneso Azy ny olona"