plt_tn/mrk/10/32.md

884 B

Teny an-dalana izy ireo ... ary Jesosy nandeha nialoha azy ireo

"Teny an-dalana Jesosy sy ireo mpianany ... ary Jesosy nandeha nialoha ireo mpianany"

ary ireo izay nanaraka Azy taoriana

olona izay nanaraka an'i Jesosy sy ireo mpianany.

Jereo

"Henoy. "Jesosy nampiasa io teny io mba hisarihana ny olona, mba hampahafantatra azy ireo fa hiteny zavatra manan-danja Izy.

Zanak'Olona

Jesosy dia miresaka momba ny tenany. Afaka atao hoe: "Izaho, ilay Zanak'Olona,"

ny Zanak'Olona dia atolotra ny

DH: "hisy olona iray hanolotra ny Zanak'Olona amin'ny" na "izy ireo dia hametraka ny Zanak'Olona eo am-pelatanan'ny"

Ho helohin'izy ireo

Ny "izy ireo" dia maneho ny lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna.

ary hatolony

"hametraka Azy eo am-pelatanan'ny." Izany dia midika fa atolotra ny fahefan'ny Jentilisa i Jesosy.

Ireo dia haneso Azy

"Haneso Azy ny olona"