plt_tn/mrk/10/26.md

16 lines
498 B
Markdown

# Iza izany no afaka ny ho voavonjy?
DH: "Raha izany no izy, dia tsy misy olona ho voavonjy!"
# Tsy vitan'ny olona izany, fa vitan'Andriamanitra
DH: "Tsy vitan'ny olona ny mamonjy ny tenan'izy ireo, fa vitan'Andriamanitra ny mamonjy azy ireo!"
# Jereo, izahay ireto dia nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao
Eto ny teny hoe: "Jereo" dia ampiasaina mba hisarihana amin'izay hitranga manaraka. DH: "Izahay nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao!"
# nahafoy ny rehetra
"namela ny zavatra rehetra"